Entry ntaolo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo
Explanations in English  [Richardson 1885] [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors.
  [Hallanger 1973] the men of old, the ancestors
Explanations in French  [Hallanger 1974] les anciens, les ancêtres
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Ndema: Antakay] Ny Betatoato sy ny Trako dia karazana dihin' ny Ntaolo.
2 [Rainitovo: Antananarivo] Inona no hotantarain' ny taranaka rehefa mba ntaolo isika?
3 [Rajemisa: Fomba] Manomboka amin' ny kely indrindra ny Ntaolo raha mandrefy.
Quotes 

Updated on 2021/11/02