|
|
|
|

Entrée1  mizihitra (zihitra)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mibontsina, midibadiba, mizihizihy: Mizihitra ny kibony
4  Tezitra: Nizihitra tamiko izy
5  Mihenahena tsy miteny: Nizihitra fotsiny izy nony nanontaniana [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  mihizitra, mizihitra

Mis à jour le 2023/01/05