Entrée (1/2) | 1 mitokona (tokona) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto 4 Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina [1.1] |
Exemples |
5 Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470] 6 Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany. [2.471] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 mitokòna (tokona) |
Partie du discours | 12 impératif du verbe actif mitokona |
Explications en malgache |
[1.1] |
Explications en français |
[1.3] |
Tableaux et planches |
13 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 14 miantoko, mikotona, mitokona, mitokòna, miantoko, mikotona, mitokona, mitokòna |
Mis à jour le 2023/01/20 |