Entrée (1/4) | 1 maka (aka) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra 4 Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo 5 Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay 6 Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! [1.1] |
Explications en anglais |
7 to fetch, to bring, to take [1.2] 8 to take, to fetch [1.7] |
Explications en français |
9 prendre, chercher [1.8] |
Exemples |
10 tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty; [2.69#] 11 Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa. [2.470#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 28 Proverbes contenant le mot maka |
Entrée (2/4) | 29 makà (aka) |
Partie du discours | 30 impératif du verbe actif maka |
Exemples |
31 Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1] |
Tableaux et planches |
32 Tous les impératifs actifs |
Entrée (3/4) | 33 maka |
Partie du discours | 34 nom |
Vocabulaire |
35 Temps |
Explications en malgache |
36 volana fahafito amin'ny taona [Tambahoaka]
[1.78] 37 volana fahaenina amin'ny taona (Jona) [Taisaka] [1.78] 38 volana fahaefatra amin'ny taona [Bara] [1.78] 39 anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Bezanozano] [1.78] |
Hypéronyme |
|
Entrée (4/4) | 40 Maka |
Partie du discours | 41 nom propre (biblique) |
Vocabulaire |
42 Ecritures Saintes |
Explications en anglais |
43 Maacah [2.996] |
Explications en français |
44 Maaka [2.996] |
Exemples |
45 makatita no natao anaran' ny mponina tao maka [1.38] |
Synonymes | 46 maaka, maakà |
Citations bibliques | 47 Chapitres et versets citant Maka |
Tableaux et planches |
48 Liste complète |
Article |
49 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka |
Anagrammes | 50 kama, maka, makà, kama, maka, makà |
Mis à jour le 2024/08/17 |