|
|
|
|

Entrée (1/2)1  gasy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  malagasy, an' ny Malagasy: Teny gasy, hira gasy [1.1]
Explications en anglais  4  see Malagasy [1.2]5  Malagasy (it is better to say "malagasy") [1.7]
Explications en français  6  malgache [1.3]7  malgache (il vaut mieux dire "malagasy") [1.8]
Exemples  8  Nataon' ny miaramila gasy lasibatra ireny. [2.472]
9  Sakafo gasy no namboarina : vary, hena ritra; [2.356]
10  Toa teny gasy nefa tsy nisy haiko na kely aza. [2.643#]
11  Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy. [2.117]
12  Mifanambaka erý ny olona amin' ny vakim-bola gasy. [1.437#]
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Titres 

Entrée (2/2)22  gasy
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  solitany [Taisaka] [1.78]
Explications en français  25  pétrole [Taisaka] [1.82]26  pétrole. (menak' afo). [Tankarana] [1.19]

Mis à jour le 2023/05/20