Entry | efa | ||||||||||||
Part of speech | participle | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taimoro] vita, miafara, mifarana, tony [1.78] | ||||||||||||
[Taisaka] vita [1.78] | |||||||||||||
[Tanala] vita, voaloa, tontosa [1.78] | |||||||||||||
Vita, voafarana, tapitra: Efa ny asa vao tonga ianao ¶ Tontosa, lavorary: Efako ny asa nampanaovina ahy ka miadan-tsaina aho ¶ Voaloa: Efa ny trosako izao ka faly aho ¶ Mety ho vita: Efako io fa aza manahy ianao ¶ Voaonitra, voaverina: Efany ny halatra nataony ha nolefahan' ny fanjakana ny saziny ¶ Fampiasa eo alohan' ny matoanteny milaza ny ankehitriny na ny lasa na ny ho avy, saingy samy hafa ny heviny amin' izany ¶ Eo alohan' ny milaza ny ankehitriny, ny efa dia milaza fa eo am-panaovana ilay asa: Efa mihinana izahay ¶ Eo alohan' ny milaza ny lasa, milaza fa efa vita tanteraka ilay asa: Efa nihinana izahay ¶ Eo alohan' ny milaza ny ho avy, milaza fa antomotry ny hanao ilay asa ny olona miteny: Efa hihinana izahay [1.1] | |||||||||||||
Explanations in English | finished, completed, accomplished: Efa lasa (Gone) [a sort of past perfect] [1.7] | ||||||||||||
Explanations in French | Fini, terminé, achevé, tué, mort: Efako ny tranoko (J'ai fini ma maison) ~ Efa ny asa vao tonga hianao (Le travail est terminé quand vous arrivez) ¶ Payé, acquitté, restitué, compensé, réparé: Efa ny trosany izao (La dette est maintenant payée) ~ Efany ny haiatra nataony (Il a restitué ce qu'il avait volé) ¶ Qu'on peut faire: Moa efanao izany? -- Efako (Pouvez-vous le faire -- Je peux le faire) ¶ Efa placé devant un passé indique un temps complètement écoulé: Efa namely ahy izy (Il m'a frappé) ~ Efa ela no nahatongavany (Il y a longtemps qu'il est arrivé) ¶ Efa placé devant un présent indique que l'action est tout-à-fait en train ou que le sujet est tout-à-fait dans l'état exprimé par le mot: Efa manoratra ny taratasy izy (Il est en train d'écrire la lettre) ~ Efa madio izy (Il est maintenant propre) ~ Efa olon-dehibe izy (Il est maintenant grand) ¶ Efa placé devant un futur indique que l'action est sur le point d'être faite ou subie: Efa ho faty izy (Il est sur le point de mourir) ~ Efa hovonoin-ko faty izy (Il va être mis à mort) [1.3] | ||||||||||||
[Taisaka] fini, payé [1.82] | |||||||||||||
terminé, achevé: Efa lasa (Effectivement parti) [1.8] | |||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word efa | ||||||||||||
Entry | efa | ||||||||||||
Part of speech | adverb | ||||||||||||
Explanations in French | [Taisaka] déjà [1.82] | ||||||||||||
Entry | efa- | ||||||||||||
Part of speech | morphological form of efatra | ||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |