|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 dana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3marina, tsara.
[Taimoro]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4an expression which conveys the idea of exactness, as: (folo dana, just ten) ; (maito dana ny ainy his life was cut off in a moment). Comp. daina.
[Provincial]
[1.2] |
| Mpanahaka | 5 daina |
| Teny iditra (2/3) | 6 dana |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8nom d'une espèce de palmier..
[Tankarana]
[1.19] 9(de l'adjectif dana : ouvert en éventail ; allusion à la forme des feuilles). Palmier proche du satramira mais à fruits beaucoup plus petits. Les feuilles sont employées en sparterie : sacs grossiers, nattes, « sobika », chapeaux, etc. Peut-être une simple forme écologique d'Hyphaene shatan Bojer ex Dammer (Arecaceae).. [Tsimihety] [1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: hazo palma |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 11 Dana |
| Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13Dan.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14Dan.
[2.996] |
| Ohatra |
15 Ary nahoana dana no nitoetra tany an-tsambo?
[2.996]
|
| Voambolana | 16 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 17Toko sy andininy momba Dana |
| Fivaditsoratra | 18 Adna, 19 anda, 20 Dana, dana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08 |
|