Entry Betsileo (be, tsy, leo)
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao
Explanations in English  [Richardson 1885] A tribe inhabiting the South-central parts of the island.
Explanations in French  [Rajaonarimanana 1995] nom d'une population du centre sud de Ma [...]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Tables and plates Dialectal words
Examples 
1 [Fagereng: Tantara, page 93] Andriamanalinarivo nanjaka tany Betsileo.
2 [Dahle: Angano, page 201] Tany Betsileo avaratra koa, hono, nisy azy.
Quotes 

Updated on 2020/07/31