Entry |
Baroa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anarana mpitondra fanjakana iray, izay tsy fantatra marina raha nisy aratantara fa nanaovana ohatra amin' ny fitondrana baranahiny, tsy misy lalàna, ka samy manao izay tiany ny olom-pehezina [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | same as baranahiny
[Richardson 1885]
|
Explanations in French | nom vrai ou fabuleux d'un roi excessivement débonnaire:
Fanjakan' i Baroa (La cour du roi Pétaud, pétaudière) [Abinal 1888]
|
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
|