|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 asombola |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 anaran' ny volana fahenina (Arabo Es-soumboul (salohim-barin ny Virginy))..
4 Lazain' ny mpanandro fa ny Asombola dia vorombe-tsi-tana. Tsy fantatra mazava izay tena. 5 hevitr' izany; nefa izao no fanaon' ny ntaolo: raha handranto izy, na hikarama lavidavitra,. 6 dia tsy nivoaka raha tsy Asombola toy izany koa raha hampiditra na hamoaka omby mifahy.. [1.10] 7 . 8
136 Anaran' ny volana fahenina amin' ny volana malagasy merina, aorian' ny Alahasaty ary alohan' ny Adimizana, ka ny toerana nomena azy fahiny ao an-trano dia amin' ny lafin-drindrina atsimo ilany andrefana. 137 Fanandroana: Vavany: raha lehilahy, mpivarotra, mahazo vola; raha vehivavy, mpanao taozavatra, mpila harena; vodiny: tsara, hanan-karena, mpila vola. [1.1] |
|||||||||||||||||||||||||||||||||
| Fanazavàna teny anglisy |
138 the name of the sixth month of the Malagasy year. [Ar. As-sumbulu - Spica Virginis, or in Virgo.].
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
139 nom du sixième mois de l'année malgache.
140 nom d'un destin. [1.3] |
| Ohatra |
141 ary nony ampitso Alahady 14 Septembra 26 asombola dia niangona tao.
[2.59]
|
| Voambolana | 142 Fotoana 143 Finoana |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 219 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
220 Fizaran' andro |
| Teny iditra (2/2) | 221 asombola |
| Sokajin-teny | 222 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
223 ny tera-tsikidy valo amin' ny reniny efatra, ka ny roa dia eo amin' ny tsanganany,.
224 ary ny roa ao amin' ny tsivalany; takalo tenany io, ka raha tsy amonoina omby eo atsinanan-trano. 225 tsy sitrana ny marary; fa raha vola kosa, tsy azo raha tsy atao ao anaty moara (na mohara). 226 ny Asombola 12, izany hoe asiana taniravo kely avy ny niteorany, dia iny taniravo iny no. 227 raofina ka atao ao anaty moara.. [1.10] |
| Mpanahaka | 228 sikidy |
| Lahatsoratra |
229 [CR]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|