Entry |
andriana
(andry)
|
Part of speech | relative verb
|
Explanations in Malagasy | ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) [Abinal 1888]
|
Morphology |
andriana
andriako
andrianao
andriany
andriantsika
andrianay
andrianareo
andrian'
andrian-
andriam-
andria-
| |
nandriana
nandriako
nandrianao
nandriany
nandriantsika
nandrianay
nandrianareo
nandrian'
nandrian-
nandriam-
nandria-
| |
handriana
handriako
handrianao
handriany
handriantsika
handrianay
handrianareo
handrian'
handrian-
handriam-
handria-
| |
andrio | |
|
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
|
Entry |
andriana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka [Rajemisa 1985]
|
| saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy
fihariana [SLP 1986]
|
Explanations in English | the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] [Richardson 1885]
|
| a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | noble [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
|
| seigneur [Abinal 1888, SLP 1986]
|
| souverain [Abinal 1888]
|
| roi, reine, royauté; la noblesse [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
Articles |
Toponymy |
|
|
Entry |
an-driana
(any, riana)
|
Part of speech | expression
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | [Abinal 1888]
|
Examples | Ny vola dia rano an-driana : ny lasa dia lasa ihany, ny tonga dia tonga ihany koa [Rinara 1974]
|
Quotes |
|