Entry Andriamanitra (andry, hanitra)
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Anarana niantsoan' ny Ntaolo ireo hery miafina ambonin' ny zavaboary ka nahatonga ny fiteny hoe Andriamanidahy sy Andriamanibavy
¶ Ilay lehibe indrindra amin' ireo hery ireo, izay navahany amin' ny fiantsoana azy manokana hoe Andriamanitra-Andriananahary, ka voalazany fa:
a) tsy maintsy inoana: Manao an' Andriamanitra tsy misy ka mitsambiki-mikimpy
b) nahary tongotra aman-tanana ny olombelona
d) mahalala ny zavatra rehetra: Avo fijery Andriamanitra ka mahita ny takona
e) manohy mitahy ny olombelona hatrany hatrany: Ny iray tahitahin' Andriamanitra ny iray tahitahin' olombelona
f) marina ka mamaly ny ratsy sy ny tsara: Bibilava vonono, tsy tanana hamely, tsy tongotra hitsipaka fa Andriamanitra no andrasana
g) tsara fo: Tsy misy tsy hitan' Andriamanitra saingy minia miondrika izy
h) fototry ny lalàm-pitondran-tena: Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra ao antampon' ny loha
¶ Razana araka ilay fiteny iantsoana ny maty hoe: Lasan-ko Andriamanitra
¶ Ny masoandro, izay lazaina amin' ilay fotoana mitsidika andro iny hoe: Andriamanitra mby an-trano
Explanations in English  [Richardson 1885] God. The word up to recent times was used in speaking of idols, charms, the deceased sovereigns, the reigning sovereign, anything valuable or wonderful; in these latter sense it seems equivalent to divine, supernatural, extraordinary, or surpassingly excellent. It is still so used in the more distant parts of the island, and among the unenlightened people of the central province even. It is said that the name was so given because while the body might not be seen, there was a fragrancy attending the name. See zanahary
  [Hallanger 1973] God
Explanations in French  [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] Dieu
  [Abinal 1888] ¶ Le Créateur
Vocabulary 
Morphology 
Andriamanitra
Andriamanitro
Andriamanitrao
Andriamanitry
Andriamanitsika
Andriamanitray
Andriamanitrareo
Andriamanitr'
Andriamani-
Abbreviation 
Analogs  Andriananahary ~ Zanahary
Examples 
1 [Rajohanesa: Kintana] Fa maninona re izahay, Andriamanitra, no dia nidiran-doza toy itony!
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 61] Hafahafa ihany ny soratr' aretiny ary tsy fantatra rahateo izay sitrapon' Andriamanitra.
Quotes 
Articles 

Entry andriamanitra
Part of speech noun
Explanations in English  [Hallanger 1973] a god (sometimes used of the ancestors)
Explanations in French  [Abinal 1888] dieu. Autrefois on donnait ce nom aux objets du culte superstitieux, et aux bonnes choses, comme nous disons divin pour exprimer une qualité supérieure
  [Hallanger 1974] un dieu (se dit parfois des ancêtres)
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples  [Rabezandrina: Ikotofetsy] Ny vodiny nomeny ny andriamanjaka, fa izany no ataony ho andriamanitra hita-maso.

Updated on 2022/07/18