Entry Alasora (ala, sora)
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy  [Ravelojaona 1937] Alantsora, ala be sora, no toa hevitry ny anarany (sora: biby toy ny sokina, saingy madinika, misoratra vony mitsoriadriaka). Ery amin-ny Asorotanin' i Antananarivo, atsinanana somary atsimo keliny, i Alasora, tazana tsara mierinerina, manamanana endrika izaitsizy, mavamavana erỳ an-dafin-ny ony Ikopa. Tanàna tena mana-tantara eto amin-ny Nosy i Alasora, tranainy be, efa tao hatramin-ny 400 taona mahery, nalaza talohan-Ambohimanga sy Antananarivo...
Explanations in French  [Rajemisa 1966] petit village à 6 km au sud-est de Tananarive, qui fut, d'après la tradition, un des berceaux de la dynastie merina, puisque c'est là que régna, vers 1540, le troisième roi historiquement connu, Andriamanelo ainsi que son fils Ralambo...
Vocabulary 
Analogs  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Examples 
1 [Fox: Hainteny, number 81] Hoy Antananarivo izahay mbola zaza
hoy Alasora izahay mbola kely
ny anaran'ity lambako ity
lamba-malemy-tsy-akopakopaka

2 [Callet: Tantara, page 11] Ary Rafohy niteraka an'Andriamanelo etsy Alasora.
3 [Rabemananjara: Encens, page 47] Blanche, blanche l'orchidée au col de la colline d'Alassour!
La pivoine embrase les sentiers sous les feux des couleurs immémoriales.

Quotes 
Coordinates -18.95, 47.5666667
Toponymy ala, sora
Illustrations 

Updated on 2021/10/23