|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alahasaty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 .
4 laharana fahadimy amin' ny volana malagasy izany. Zana-bintana trotroin' ny Asorotany izy; ary eo.
5 am-pitotoam-bary (atsinananan' ny andry atsimo) no anjara toerany. Ny anarany dia nalaina avy tamin' ny.
6 antokon' ny kintana ataon' ny Arabo hoe El-asad (Lion, Liona)..
7 Andro mainty ny Alahasaty, ary vinta-mpamosavy sy andron' ody; ka ny zaza teraka vava-Alahasaty,.
8 indrindra fa raha amin' ny misasakalina, dia atahorana ho tonga mpamosavy mpivoaka alina, na ho mpitana.
9 ody mahery. Koa dia tsy maintsy nalàm-bintana ny zaza toy izany. Ny odifoana (karazan' ahitra).
10 no fanalam-paditra ny vintana Alahasaty, mba hahafoana izay ratsy, hahafoana izay tsy soa!.
11 Ny mosavinkena koa no faditra Alahasaty, mba ho lasan' iny ny mosavy rehetra!.
12 Ary rehefa afa-paditra ny zaza dia ampiambozonina volakizo (masombola tsy tapaka) sy vakamainty,.
13 atao hoe tsiambohitrinimanana sy maizinkitro, ary dia asaina miompy akoho mainty..
14 Tsy mba fanaovan-javatra ny vava-Alahasaty, afa-tsy ny fanandratana ody ihany; koanefa ny vodi-Alahasaty.
15 dia tsara ho fanantaran-javatra sy fampakarambady, fa vintan' ny maintimolaly io..
16 Ny vintana Alahasaty dia mifandratra amin' ny Adalo, fa miarina kosa eo amin' ny Adijady.. [1.10]
17 .
18 .
19 .
20 .
51 .
113 .
144 .
145 . [3.1]
146 volana aogositra (volana faha-5). [Taimoro] [1.78]
147 Anaran' ny volana fahadimy amin' ny volana malagasy merina, aorian' ny Asorotany ary alohan' ny Asombola, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia amin' ny lafin-drindrina atsimo, ilany atsinanana.
148 Fanandroana: Vinta-mpamosavy ny Alahasaty; vavany: raha tsy mpamosavy ny teraka misasakalina dia mpitana ody mahery; vodiny: tsara kosa, tratra antitra, ho maintimolaly. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  149 the name of the fifth month of the Malagasy year. [Al. Al-asadu - Leo major.]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  150 nom d'un destin. [1.3#20]
Ohatra  151  Ny Adalo, ny alahasaty no mifandratra aminy. [2.857]
152  Tamy ny andro Alarobia 16 alahasaty 4 Janoary 1882. [2.59#89]
Voambolana  153  Fotoana 154  Finoana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  230  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  231  Fizaran' andro

Teny iditra (2/2)232  alahasaty
Sokajin-teny  233  anarana
Mpanahaka  234  sikidy
Lahatsoratra  235 [CR][CR] [CR] [CR] [CR][CR]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13