|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 Adama |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Adama no lazaina fa voalohan' olona nataon' Andriamanitra sady razan' ny olombelona rehetra....
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4Adam.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Adam.
[2.996] |
| Voambolana | 6 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 7Toko sy andininy momba Adama |
| Teny iditra (2/3) | 8 Adamà |
| Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Tanàna ao amin' ny lohasahan' i Jordana "eo anilan' i Zaretana" (Jos. 3. 16); heverina mandrakariva ho Jisr ed-Damieh ankehitriny, eo akaikin' ny fihaonan' ny ony Jordana sy Jaboka, izay nisy tetezana tany aloha. Tokony ho tao no nisy ny lafaoro fanempoan-barahin' i Hirama mpanefy varahin' i Solomona (ampit. 1 Mpanj. 7. 46)..
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11Admah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12Adma.
[2.996] |
| Voambolana | 13 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 14adma |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 15Toko sy andininy momba Adamà |
| Teny iditra (3/3) | 16 Adama |
| Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Tanàna mimanda tany Naftaly (Jos. 19. 36)..
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19Adam.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20Adâm.
[2.996] |
| Voambolana | 21 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 22adoma |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 23Toko sy andininy momba Adama |
| Fivaditsoratra | 24 Adamà, Adama |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08 |
|