Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbs : zahatra | ||||||||||||||||||||||
Proverb | Mampitaha lakana amin-jahatra. [Rajemisa 1985]
Mampitaha lakana sy zahatra. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Mampitaha zavatra roa izay hita avy hatrany fa mifanalavitra na ny bikany na ny tombany. [Rajemisa 1985]
Mampitovy zavatra roa tsy mitovy lanja na vidy velively. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Sady tsy ho an--dakana tsy ho an-jahitra : tsy Sady tsy ho an--dakan-tsy ho an-jahitra, tsy handry tsy Tsy hidima ; tsy hive : tsy | |||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Sady tsy ho an-dakana no tsy ho an-jahatra, nefa tsy handry raha tsy eny am-pita. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |