Index |
|
|
|
|
|
Proverbs : tsotra
|
| |
|
Proverb | |
Aza dia miolika hoatry ny tsinain' ondry ; fa aoka mba ho tsotra hoatry ny tsinaim--balala. [Veyrières 1913 #4974]
Aza dia miolika loatra ohatry ny tsinain' ondry, fa ataovy tsotra toy ny tsinaim--balala. [Rinara 1974 #442]
Aza dia miolika ohatra ny tsinain’ ondry ; fa aoka mba ho tsotra ohatra ny tsinaim--balala. [Cousins 1885]
|
French translation | |
Ne soyez pas sinueux comme les boyaux du mouton mais simple comme les intestins de la sauterelle. [Veyrières 1913 #4974]
|
| |
|
Proverb | |
Ny saina toy ny farango, raha tsotra loatra tsy mahazo, raha melo-doatra mipaoka ny tokony tsy hopaohina. [Rinara 1974 #3234]
Ny saina toy ny havitra: koa raha tsotra loatra, tsy mitondra; ary raha melo-doatra, mipaoka izay tsy hopaohina. [Houlder 1895 #2176]
|
French translation | |
L' esprit (ou l' intelligence) est comme une broche: s' il est trop simple (litt. droit), il n' attrape rien; et s' il est trop recourbé, il emporte (Litt. rafle) ce qui ne devrait pas être emporté. [Houlder 1895]
|
| |
|
Index |
|
|
|