Index

Proverbs : kakazo

Proverb Kakazo mandry tsy velezim-baratra. [Samson 1965 #K6]

Proverb Kakazo maro tanantanana tsy ilatsaha-mananika. [Samson 1965 #K10]

Proverb Kakazo mirona tsy lavon-drivotra. [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Hazo mirona tsy lavon-drivotra. [Houlder 1895]

Proverb Kakazo nanihim posa : ny dian-tanany arahin’ ny tongony. [Samson 1965]

Proverb Kakazo nititezim-barika : tsy ary voatety aby. [Samson 1965 #K8]

Proverb Kakazo tokana tsy ala; tondro tokana tsy mahazo hao. [Samson 1965 #K9]

Index